🤍 HETSIKA FIRAISANKINA HO AN’I TOAMASINA 🤍

FANAMPIANA MAIKA HO AN’NY TRABOINA

Hetsika tarihin’i Naomi Nisi RASAMUEL, mpanorina ny Combat de la Foi / Pain de Vie sy Madawork.com.

Noho ny fahavoazana lehibe nihatra tamin’ny mponina ao Toamasina, dia miantso ny firaisankinan’ny rehetra izahay mba hifanome tànana sy hanampy ireo fianakaviana traboina sy rava trano.

🤍 FAIRE UN DON ✝️ DON & BÉNÉVOLAT

🎁 FANAMPIANA ILAINA MAIKA

☀️ KIT ÉLECTRIFICATION SOLAIRE

🤝 FANAMPIANA AMIN’NY MAHA-BÉNÉVOLE

📍 POINT DE DÉPÔT – TOAMASINA

Petit Coin de Maëva (Onglerie)
Boulevard du Gagneur
Mme Salohy Ravelomanantsoa
📞 +261 32 11 79 325

🌐 Sites officiels :
https://union.madawork.com
https://union.combatdelafoi-paindevie.club

⚠️ Fanomezana an-tsitrapo tanteraka – asa bénévolat tanteraka.
👉 Hisy tatitra mazava ho an’ireo nandefa fanampiana.

💬